Entrée |
isika
|
Partie du discours | pronom
|
Définition malgache | Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy
manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: ~ Samy olombelona mety diso daholo isika.(Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia
izahay no ampiasaina: ~ Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | We, including the speaker and the spoken to.
Compare izahay.
[Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.])
[Richardson 1885]
|
| we (including those addressed) [Hallanger 1973]
|
Traduction française | Nous (y compris ceux à qui on parle). [Abinal 1888]
|
| nous (inclusif) [Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
|
Traduction italienne | noi [Profita 1969]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
antsika ~
-ntsika, -tsika |
Tableaux et planches |
|
|