Entrée jejo
Partie du discours adjectif
Définition malgache Fatra-panao fihetsehana tsy maotina hanintona ny mason' ny olona langa hijery azy: Vehivavy jejo tsy misy toa azy Ikala anona iny
¶ Pelipelika, tia haingo fatratra, kasikasy, maivan-doha: Jejo erỳ i Saholy amin' iny akanjo vaony iny. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise wanton, licentious [Hallanger 1973]
Définition française lascif [Hallanger 1974]
Dérivations 
Synonymes jejojejo
Analogues  jifa ~ pilaka ~ jefy ~ jefitra ~ jila ~ tefitra ~ langa ~ maola ~ malanga

Entrée jejo
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] tanin'afo, tifonoana [Rakotosaona 1972]
Synonymes jiajia

2013/01/01