Entrée kanjo
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache Mitovy amin' ny "kanefa" saingy manisika hevitra hoe: "mifanohitra amin' ny nampoizina": Nikasa ny hitsangantsangana izahay, kanjo narary tampoka ny reninay ka voatery nijanona izahay [1.1]
Explications en français Cependant, au contraire [1.3, 1.5]
 Malheureusement [1.5]
 Mais voilà que, contre toute attente: Saika hilalao nandritra ny andro aho, kanjo narary tampoka i neny ka voatery nody haingana aho (j'allais jouer toute la journée, mais voilà que maman tomba subitement malade aussi je dus rentrer très tôt) [1.12]
Exemples 
1Ibaba lahy no atao ho mpahafantatra kanjo tsy mahalala [2.69]
2Kanjo hay efa ho teraka izy tsy mety ho tafatombina iny [2.528]
3Kanjo nony fakafakaina, toa tsy araka izany no mitranga [2.296]
Dérivés 
Analogues  fa ~ kango ~ kinanjo ~ nefa ~ saingy

Entrée kanjo
Partie du discours nom
Explications en anglais Provincial for akanjo [1.2]
Vocabulaire 

Entrée kanjo
Partie du discours nom
Explications en anglais A trailing herb, Ipomea s [1.2]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/14