|
|
|
|

Entrée1  karandoha
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  karana, loha
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.1] taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy
7  [1.13] fitambaran'ny taolan-doha
Explications en anglais  8  [1.7] a skull
Explications en français  9  [1.8, 1.13] crâne
Exemples  10  [2.285#] Kanefa vitsy ny karandoha sisa tavela ahazoa-mamantatra izany.
11  [2.424#] Ny taolan'ny karandoha dia mbola tsy mifotona tanteraka eo amin'io toerana io.
Vocabulaire  12  Biologie

Anagrammes  13  handaroka, handraoka, handroaka, karandoha

Mis à jour le 2025/08/10