|
|
|
|

Entrée 1  kivy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare ilay vaovao nentinao [1.1]
Explications en anglais  4 discouraged, dismayed [1.7]
Explications en français  5 découragé, déconcerté [1.3, 1.8]
6 dégoûté [1.3]
Exemples  7  Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra. [2.472#69]
8  kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  23  Emotions
Analogues  24  ketraka, 25  maimolotra, 26  mamoy fo, 27  manary toky, 28  mandevin-tsotrobe, 29  mibareraka elatra, 30  migarera, 31  mikely soroka, 32  mikororosy fahana, 33  miraviravy tanana, 34  mirefarefa lamba, 35  mitakemotra, 36  mivalaketraka, 37  mivareraka, 38  mivarilavo, 39  miverina ilalana, 40  rera-po, 41  reraka, 42  reratsaina, 43  resy, 44  soredretra, 45  soretra, 46  tapaka elatra
Combinaisons  47  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot kivy
Proverbes  48  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  kivy, 49 viky

Mis à jour le 2026/04/21