Entrée kopa-droa
Mots élémentaires kopaka ; roa
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza varavarana iray izay misy lelany roa mipetaka amin' ny tolàna havia sy havanana [1.1]
Exemples 
1Niampy varavarana kopadroa indray ireo. [2.59]
2ary ny varavarana samy kopadroa, ary ny lela varavarana roa samy nisy takelaka roa misavily, takelaka roa amin' ny lela varavarana iray, ary takelaka roa amin' ny lela varavarana iray hafa. [2.996]

Mis à jour le 2023/07/31