|
|
|
|

Entrée1  maloto
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  loto
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Misy pentina, misy loto mifotetaka, tsy voadio: Maloto izany trano izany
Misolitika, misotisoty, tsy mahadio tena: Zaza maloto i Lita kely ka ihatahan' ny namany
Mahafabaraka: Raharaha maloto io ka hihatahako madiodio
Vetaveta: Tokony hofadina ny teny maloto
Explications en anglais  11  [1.2, 1.7] filthy
12  [1.2] dirty
13  [1.7] impure
Explications en français  14  [1.3, 1.8] sale
15  [1.3] impur
16  [1.8] souillé
Exemples  17  [2.472] Marokoroko sy maloto daholo ny tenany rehetra.
18  [2.48] tsy mba azo nantsakána, fa maloto ny rano.
19  [2.996#3.11.31] Ireo no ho maloto aminareo amin' ny biby mandady
20  [2.996#4.19] Ny fitoeran-javatra rehetra misokatra fa tsy misy sarona mipetaka aminy, dia haloto
Antonymes  21  madio
Analogues  22  tsymadio, tsymadiotena, solotika, solotidotika, vorery, misoritika, tsilotidotika, somitika, misotisoty, mitavontavona, somerongerona, misavoretaka, vazina, misotitika, mikesonkesona, mifotafota, mahamenatra, vetaveta, mahavoafady, mahafatyvorona, tsyfampisehomasoandro, mamoafady
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot maloto

Anagrammes  24  atolom, maloto

Mis à jour le 2025/08/10