|
|
|
|

Entrée1  labozia gasy
Mots élémentaires  2  labozia, 3  gasy
Partie du discours  4  locution
Exemples  5  Fanala labozia gasy no itsilovana ny lalana raha maizinkitroka ny alina ary irina sy ivavabavahana mba tsy ho avy ny orana na milatsaka aloha loatra ny fanala. [2.470]
6  Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba. [2.472]
7  Nony tsy nisy solitany, labozỳ gasy, afon-jabora, jiro menaka no nampiasain' ny olona. [2.472]

Mis à jour le 2025/07/29