|
|
|
|

Entrée1  lasalasa
Radical  2 lasa
Partie du discours  3  adjectif
Exemples  4  lasalasa tokoa ny fisainany nandre sy nandinika ny vetsovetson-janany. [2.470#147]
5  Efa nialan' ny anjaran' ny tompon-tsambo anefa izany , ka lasalasa ny saiko nanao manambatra sy manala. [2.471#47]
6  Ny mandra-pihaonan' i Zozefinina aza toa lasalasa foana tsy niniany! [2.499#74]
Dérivés 
Adjectifs :
Tous les mots composés  8 lasalasa vinany

Anagrammes  lasalasa, 9 salasala

Mis à jour le 2026/02/26