|
|
|
|

Entrée1  lava-piringa
Mots élémentaires  2 lavaka, 3 firinga
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina [1.1]
Explications en français  6 cabinet d'aisances [1.13]
Exemples  7  Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana. [2.424#]
Synonymes  8 gabone, kivohy

Mis à jour le 2025/09/12