Entrée | lava-piringa | |
Mots élémentaires | lava- (lavaka) ; firinga | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina [1.1] | |
Explications en français | Cabinet d'aisances [1.13] | |
Exemples | Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana.
[2.424] | |
Synonymes | gabone ~ kivohy | |
Mis à jour le 2023/11/20 |