|
|
|
|

Entrée1 lohalaharana
Mots élémentaires  2loha, 3laharana
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  [loha laharana] 5enti-milaza izay voalohany amin' ny laharana. [1.1]
Explications en français  6primordial; avant garde. [1.13]
Exemples  7 Nony niolakateo avara-trano ny lohalaharana, nipoaka indray koa avy eo. [2.472#]
8 Ho an' ny mpanao politika, tsy ny tombontsoan' ny mponina no lohalaharana. [4.27#]
Morphologie 
9 Simple :
10 Préfixée :

Mis à jour le 2025/09/12