| Entrée | 1 lolovokatra |
| Mots élémentaires | 2 lolo, 3 vokatra |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 [Antambahoaka] angatra, matoatoa
[1.78] 6 Olona efa nalevina nefa velona indray ka tsy sahy mody, dia lasa olondia [1.1] |
| Explications en anglais |
7 [Provincial] a phantom risen from the grave
[1.7] |
| Explications en français |
8 [Provincial] revenant
[1.8] |
| Exemples |
9 Ny lolovokatra mpiseho alina hiorim-ponenana ao koa, sy hahazo fitoerana fitsaharany.
[2.996#]
|
| Vocabulaire | 10 Croyances |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|