| Entrée | 1 Madagasikara tanindrazanay |
| Mots élémentaires | 2 Madagasikara, 3 tany, 4 razana |
| Partie du discours | 5 nom propre (titre de poème) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
6 Hiran' ny MDRM, 1946.
7 Tonony : Jacques Emma Rahamefy. Feony : Rahamefison [3.1] |
| Vocabulaire | 8 Littérature: poèmes |
| Auteur |
9 Tonony: Rahamefy Jacques Emma. Feony: Rahamefison |
| Texte | 10 [CR] [CR] |
| Texte complet |
11 [CR] 12 I 13 Madagasikara tanindrazanay! 14 Tany saro-bidy masina sy soa; 15 Lova soa navelan' ny razanay taloha; 16 Maty ho anao no tena lazanay. 17 II 18 Isika rehetra izao akanga miara-dia 19 Tsy azo tabaina na ravana koa; 20 Ka hitomban-dahy hiasa re satria 21 Io no loharano fototry ny soa. 22 III 23 Malagasy ô, andeha hifankatia; 24 Ho mpirahalahy tena iray tam-po; 25 Ny hifankahala hatao sanatria. 26 Ka iray tokoa ny saina sy ny fo. 27 Isan' andininy 28 Mitsangàna ry tanora ! 29 Mitsangàna ka aza manana ahiahy; 30 Izao no andro sady ora, 31 Mijoroa sahia tokoa ho lehilahy. 32 [CR] |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|