Entrée mahazo laka
Mots élémentaires mahazo ; laka
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo
Mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana [1.1]
Explications en anglais To win acceptance; to arrive in a favorable situation [1.7]
Explications en français Qui est accepté; qui se trouve en bonne position [1.8]
Exemples Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy. [2.472]
Synonymes tompon' ny laka

Mis à jour le 2023/06/18