Entrée mihamahery (mahery (hery))
Partie du discours verbe actif
Explications en français Devenir de plus en plus fort, se fortifier [3.1]
Exemples 
1Nihanahery ny tafiotra. [2.471]
2Nihahenjana sy nihanahery setra ny mpampiasa. [2.472]
3Raha mbola ravoravo ny fonay, sady nihamahery ny sandrinay, fa nitombo isa, dia nilentika tao anaty fahoriana ka tonga nalemy tery noho ny aretina sy ny fahafatesana. [2.649]
Morphologie 
Présent : mihamahery
Passé : nihanahery, nihamahery
Futur : hihamahery

Mis à jour le 2023/02/23