|
|
|
|

Entrée1 maizim-bolana
Mots élémentaires  2maizina, 3volana
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5fotoana tsy ahitana ny volana. [1.1]
Explications en anglais  6the dark of the moon. [1.7]
Explications en français  7le temps où la lune est invisible. [1.8]
Exemples  8 Kintana an-tapitrisany maro amin'ny haizim-bolana no nampitraka kely ny lohany ka toa nahitany fanantenana manjavozavo [2.470]
9 Indray takariva maizim-bolana, nisy olona nisakana sy namely azy [2.470]
Vocabulaire  10 Astronomie
Proverbes  11 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02