|
|
|
|

Entrée1  mamelana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  felana
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Vaky felana, izany hoe mivelatra ireo ravina tsirairay amin' ny voninkazo
Explications en anglais  8  [1.2] [Provincial] to flower
Explications en français  9  [1.196] Ce verbe a deux sens différents suivant les régions.
En Imerina et dans le Nord de l'île : s'épanouir, en parlant d'une fleur, car le mot felana signifie : épanouissement. [Merina]
Dans le Sud, au contraire ce même mot signifie : fleur, et mamelana (souvent prononcé mamelaña) : fleurir, être en période de floraison. [Bara]
10  [Mahafaly]
11  [Tandroy]
Exemples  12  [2.470#] Mitsiry sy mamelana kosa ny ahitra sy ny voly an-tsaha.
13  [2.324#] Raha vantany vao tonga teo an-tokotany izy ireo dia nahita an-dRazaimalala nitsangana teo anilan'ny raozy fotsy mamelana teo avara-trano izao.
Vocabulaire  14  Botanique

Mis à jour le 2025/07/29