Entrée manakobana (kobana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manatsikebona, manetsiketsika, manatsoboka ao anaty rano madio, mampivonto [1.1]
Explications en français Agiter, remuer; faire gonfler, faire renfler [1.3]
 Qui trouble, qui peut troubler. [1.3]
Exemples 
1Izaho kosa manakobana. [2.117]
2Tanalahy ambonin-kazo ny vintana miova volo matoa misy zaza misioka tsy satrim-parihy hitera-potaka ao ihany raha manakobana maro ny hazo fa ny fary no mamy maro ny valala fa ny ambolo no tsara soratra maro ny olona fa hianao no andrian'ny saiko [2.131]
Morphologie 
Présent : manakobana
Passé : nanakobana
Futur : hanakobana
Impératif : manakobàna

Entrée manakobàna (kobana)
Partie du discours impératif du verbe actif manakobana [liste complète]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/28