|
|
|
|

Entrée1  manampy trotraka
Mots élémentaires  2 manampy, 3 trotraka
Partie du discours  4  locution
Exemples  5  ny fanomezam-boninahitra ny razana araka ny fomban-tany nanampy trotraka ihany koa. [2.470#76]
6  nanampy trotraka izany koa ny faharaisako taratasy tamin' i Neny nilaza ny fikasany hivarotra ny iray amin' ireo tanin-kafenay any ambany. [2.471#27]

Mis à jour le 2026/02/26