Entrée mananika (anika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandeha miakatra eny ambony: Mananika tendrombohitra
¶ Manamy, mamely: Manani-bohitra
¶ Efa manatona ny taona faha...: Mananika ny fahadimampolo taonany izy. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to climb up something, to ascend; to attack a town; fig. to attempt to do a difficult thing. [Richardson 1885]
Définition française grimper [SLP: Voambolana]
Exemples 
1Mba efa nanomboka ho lehibe rahateo izy, mananika ny fahatelopolon' ny taonany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 162]
2Kotsa avokoa noho ny fiantsapin' ny onja mananika ny lampihazo ny fitafianay enin-dahy. [Andriamalala: Ranomasina, page 15]
Morphologie 
mananika
nananika
hananika
mananiha
Mots composés, titres, noms 

Entrée mañanika
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tambahoaka] mihanika, mitanika, manao toaka [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] mihanika [Rakotosaona 1972]

2012/04/22