|
|
|
|

Entrée1  manao havan' ny lahy sy havan' ny vavy
Mots élémentaires  2 manao, 3 havana, 4 lahy, 5 vavy
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 enti-milaza ny mpivady miangatra amin' ny havany avy, ka ny an' ny tena hajaina fa ny an' ny iray kosa tsy raharahaina [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12