| Entrée | 1 manaram-po | 
| Mots élémentaires | 2 manarana, 3 fo | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   manao danin' ny kibo [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   to indulge in anything to one's entire satisfaction. Used with a good meaning as well as a bad one. [1.2] 7 to indulge to one's full satisfaction [1.7] | 
| Explications en français | 8   suivre ses goûts, se satisfaire [1.8] | 
| Exemples | 9   Ary tsy mahagaga raha feno olona mirombaka sy manarampo amin' ny ratsy ary manitsakitsaka ny namany ny taninfsika ankehitriny.
[1.317#] 10 Fa mividy kosa aho, raha tondraka ny entana ka vitsy ny mpila, satria mitambotsotra ny vidiny ary mahazo manarampo mifidy ny tsara aho, satria vitsy ny mpividy. [2.5#] | 
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 12 mampañaro, 13 manaram-po, 14 mpanamaro, 15 mpanamora | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |