| Entrée | 1 rainazy | 
| Mots élémentaires | 2 ray, 3 azy | 
| Partie du discours | 4 adjectif | 
| Explications en malgache | 5   Enti-milaza olona morainy, manaraka ambokony izay lazaina azy, ka izay asaina ataony, ataony, ary izay angatahina aminy, omeny [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   Yielding implicity, of an easy disposition. Rainazibe is also used. [1.2] 7 of an easy-going disposition [1.7] | 
| Explications en français | 8   qui a le caractère doux, indulgent [1.8] | 
| Exemples | 9   rainazy hoy Ilanja ka ny omby kely no afahan-drafozana [2.131] | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 11 rainazy, 12 zairina | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |