Entrée manary (ary)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [ mañary ] manary [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Manipy zavatra any amin' ny toerana tsy [...]
¶ Tsy miraharaha zavatra, hany ka verivery [...]
¶ Milaza ampahibemaso fa tsy ho isan-jaza [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to throw away, to reject, to abandon [Richardson 1885]
   to throw away [Hallanger 1973]
Traduction française   rejeter; perdre [Hallanger 1974]
   rejeter, abandonner [Rajaonarimanana 1995]
Exemples   Ny atiny nomeny ny atin-kavana sy ny sakaiza tia, fa izany no tsy manary an-kahoriana [Rabezandrina: Ikotofetsy]
Na hita ihany aza ny ataon' ny havanay andavanandro, rahefa misy maty kosa, tsy manary irery izy [Andraina: Mitaraina, page 101]
Morphologie  
manary
nanary
hanary
manaria
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée mañary
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   mandevina [Bara] [Rakotosaona 1972]
   mandevina faty [Tanala] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2012/05/05