Entrée manatanteraka (tanteraka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamita tsara, tomombana hatramin' ny farany, manatontosa: Manatanteraka ny adidy amin' ny mpiara-belona [Rajemisa 1985]
 manatontosa
Définition anglaise to effect, to carry through, to accomplish [Hallanger 1973]
Définition française accomplir, mener à bonne fin [Hallanger 1974]
Définition française réaliser, accomplir [SLP 1986]
Morphologie 
manatanteraka
nanatanteraka
hanatanteraka
manatanteraha
Exemples Ny anjaranareo dia ny manaiky, mankato, manatanteraka. [Andraina: Mitaraina, page 225]

2012/05/05