Entrée manavaka (avaka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mampisaraka, manasaraka: Ny saina no manavaka ny olona amin' ny biby
¶ Manokantokana, manefitra, manisy fefy: Tsy tsara ny manavaka ny mahantra na ny mavomavo satria samy olombelona ihany. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to separate, to sever, to put asunder; to segregate. [Richardson 1885]
   to separate, to segregate, to make distinctions [Hallanger 1973]
Traduction française   séparer, distinguer; faire des distinctions odieuses [Hallanger 1974]
Exemples   Ny lokony miloha mainty sy mitena fotsy sy mena no manavaka azy amin' ny sisin-tendrombohitra maitso lomotra, sy ny hamenan' ny nofon-tany nohadiana ho lalany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 111]
Morphologie  
manavaka
nanavaka
hanavaka
manavaha

Mis à jour le 2012/05/07