Entrée manavotra (avotra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manao izay hahavonjy olona tao anatin' ny loza na notandindomin-doza; mamonjy: Ianao, dokotera, no nanavotra ny zanakay tamin' ny fahafatesana
¶ Manafaka amin' ny fahaverezana, fanandevozana: Vitsy ny mpanompo afaka nanavo-tena taloha
¶ Mividy indray ny efa an' ny tena taloha: Mikasa ny hanavotra ilay tranoko lasan-dRajao tamin' ny herintaona aho, saingy tsy ampy kely ny volako [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to redeem, to ransom [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Traduction française   racheter, rançonner; sauver [Hallanger 1974]
Morphologie  
manavotra
nanavotra
hanavotra
manavota
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée manavotra (avotra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   manongotra: Mañavotra kajaha i Misy (manongotra mangahazo i Misy) [Antambahoaka, Tanala] [Rakotosaona 1972]
   mamindra, manetsa [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
Traduction anglaise   To root up, to pluck up, to eradicate [Richardson 1885]
Morphologie  
manavotra
nanavotra
hanavotra
Synonymes   miavotra

Mis à jour le 2012/05/07