Entrée | mandihy (dihy) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||||||
Définition malgache | Mampihetsika ny tongotra sy ny tanana miaraka amin' ny amponga sy ny zavamaneno mampientanentana: Faly loatra izy ka rafitra nandihy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Traduction anglaise | to dance [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Traduction française | danser [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||||||||||
Exemples | Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana. [Andraina: Mitaraina, page 225] | ||||||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot mandihy | ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |