| Entrée | 1 mandimandina |
| Radical | 2 mandina |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandimandin' ny tsemboka ny tarehiny Miadana, sambatra, velom-pinaritra [1.1] |
| Explications en français |
5 [duplicatif] [1.3] |
| Exemples |
6 mandimandina ery ny vilany;
[2.470]
7 Maitso mavana ny voahary ary mandimandina avokoa izay tazanina. [2.470] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 9 mandina |
| Analogues | 10 mililotra, mihilotrilotra, mihilontrilona, mangilohilo, mangilatra, malaholaho, malandilandy, malambolambo, minendonendo, malamalama, mamirapiratra |
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|