Entrée mandina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandin' ny tsemboka ny tarehiny
¶ Miadana, sambatra, velom-pinaritra
Mitovy hevitra: malaholaho ~ malamalama ~ malambolambo ~ malandilandy ~ mamirapiratra ~ mangilatra ~ mangilohilo ~ mihilontrilona ~ mihilotrilotra ~ mililotra ~ minendonendo [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes mandimandina
Citations 

Entrée mandina (dina)
Partie du discours verbe actif
Définition anglaise  [Provincial] to cut a piece off [Richardson 1885]
Morphologie 
mandina
nandina
handina

2013/03/28