Entrée mandra- (andraka)
Partie du discours   forme morphologique du mot mandraka
Exemples  
1Mandra-pihaona ange? [Rajaonarivelo: Bina, page 73]
2Mandra-pialan' ny faty tao an-trano. [Andraina: Mitaraina, page 100]
3Mandra-pahafatiny dia Malagasy no namany. [Rabary: Daty, page 146]
4nifampitsiky sy nifanara-maso mandra-pidify izahay. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 47]

Entrée mandra
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   tsotra, maotina [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   maotina [Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2017/06/18