Entrée mandraraka (raraka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manary: Iza no nandraraka ny so!itany teto?
¶ Mampitobaka, manabosasaka: Iza no nandraraka ny ro teo ambony latabatra
¶ Mandrotsaka: Mandrara-dranomaso
¶ Mandefa fofona mana tonetona: Mandraraka aoka izany ireto telomiova ireto [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to spill, to scatter [Hallanger 1973]
Définition française répandre [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandraraka
nandraraka
handraraka
mandraraha
Exemples fa ny rano fotsim-pitia no mandraraka [Fox: Hainteny, numéro 59]
Citations 

2012/05/23