|
|
|
|

Entrée (1/2)1 mandrava
Radical  2rava
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Manimba, mandevona, manongotra: Nandrava ny tanànan' i Toamasina ilay rivo-doza tamin' ny 3 marsa 1927.
5hevitra an' ohatra: Ny ahiahy mazàna mandrava fihavanana.
6Mamaha, manasaratsaraka: Mandrava fiarakodia.
7Mandefa, manaparitaka, mampihahaka: Ny orana no nandrava ny mpivory.. [1.1]
Explications en anglais  8to ruin, to destroy; to tear down; to dismiss a meeting. [1.7]
Explications en français  9ruiner, démolir; lever une séance, une réunion. [1.8]
Exemples  10 Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava. [2.5#]
11 Ary rahefa vita ny vaky volo dia mandrava trano izay atao lapa hamorana. [2.48]
Morphologie 
12 Présent :
13 Passé :
14 Futur :
15 Impératif :
Tous les mots composés  165 combinaisons de ce mot
Proverbes  17 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)18 mandravà
Radical  19rava
Partie du discours  20 impératif du verbe actif mandrava [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Anagrammes  21 mandrava, mandravà

Mis à jour le 2025/11/06