|
|
|
|

Entrée (1/4)1  mandrindrina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  rindrina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana mba tsy hahafahany mivoha (mba hitoviany tantana amin' ny rindrina); manakatona: Efa mahay mandrindrina varavarana ny zafikeliko
Mametraka olona ao anaty trano mba tsy hahafahany mandehandeha: Nisy nandrindrina an' itý zaza itý tao an' efitra tao ka nitomany foana tao izy
Mametaka varavarana: Mba tsy mahay koa izay mpandrafitra nandrindrina itony varavarana itony
Explications en anglais  9  [1.7] to close
Explications en français  10  [1.8] fermer
Exemples  11  [2.471] Tsy nanome tsiny azy ireo aho ankehitriny fa mandrindrina ny fakam-panahy!

Entrée (2/4)12  mandrindrina
Partie du discours  13  adjectif
Radical  14  rindrina
Explications en malgache  15  [1.1] Enti-milaza olona sady lehibe no lava, ranjanana, goaibe: Tsitapitapitrizay indro nisy lehilahy nandrindrina be nanatona ahy

Entrée (3/4)16  mandrindriña
Partie du discours  17  verbe actif
Explications en malgache  18  [1.78] [Sihanaka] mandondona
Exemples  19  [2.470] Malaza ho be mpamosavy ny vohitra sasantsasany tsy maintsy lalovany ka nampitsangam-bolo azy roalahy isaky ny misy aloka iray mandrindrina.

Entrée (4/4)20  mandrindrìna
Partie du discours  21  impératif du verbe actif mandrindrina [Liste complète]
Radical  22  rindrina
Explications en malgache  23  [1.1]

Anagrammes  24  andrindrinam, mandrindrìna, mandrindrina, mandrindriña

Mis à jour le 2025/08/10