Entrée manera (era)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Taisaka] mangata-bady [Rakotosaona 1972]
   Mitady zavatra hamidy amin' olona, manelanelana zavatra amin' ny mpividy sy ny mpivarotra: Rakoto no nanera io trano io tamiko
¶ Manelanelana, mitaona vehivavy iray hisakaiza amin' ny lehilahy iray
Mitovy hevitra: manangy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to provide a woman for immoral purposes [Hallanger 1973]
Définition française   procurer une femme; jouer l'intermédiaire [Hallanger 1974]
Exemples   Ny mikiomy, ny manera vadin' andriana, ny mangaron-dapa, ny mandefona andriana, ny mandrendri-bahoaka, ny mitondra tany mitindra, ny mamono olona, ny ma nao ody mahery. [Callet: Tantara]
Morphologie  
manera
nanera
hanera
manerà

Entrée manerà (era)
Partie du discours   impératif du verbe actif manera [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2012/07/11