Entrée manokana (tokana)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Irery, tsy miaraka amin' ny hafa: Nalainy manokana izy. [1.1]
 Tsy iraisana amin'ny hafa [1.13]
Explications en français Propre; particulier [1.13]
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée manokana (tokana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hafa: Manokana marary amin' ny trano hafa ny dokotera
Mitahiry: Manokana vola isam-bolana hanaovana fiantrana izy [1.1]
Morphologie 
Présent : manokana
Passé : nanokana
Futur : hanokana
Impératif : manokàna
Mots composés 

Entrée manokàna (tokana)
Partie du discours impératif du verbe actif manokana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/25