|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manoloana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  oloana
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Manatrika eo anatrehana: Indreto ny zanakareo manoloana anareo
Explications en anglais  9  [1.2] to put one's self in front of another yet face to face.
10  [1.7] to be in face of, to be in front of
Explications en français  11  [1.8] être devant, en face de
Exemples  12  [2.470] Moa va tsy fantsakana ny lavakom-barika iray manoloana azy;
13  [2.472] Tsy nanana fiaramanidina ry zareo, ny tafika manoloana azy sy ny fitaovana ampiasainy koa dia efa avy nisedra ny Alemana tany Afrika.

Entrée (2/2)14  manoloàna
Partie du discours  15  impératif du verbe actif manoloana [Liste complète]
Radical  16  oloana
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]

Anagrammes  19  amolonana, anoloanam, manao lona, manoloàna, manoloana

Mis à jour le 2025/08/10