Entrée manompa (ompa)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manozona, maniry ratsy ho an' olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy lzao hakamoany tzao tsy hanam-bariraiventy izy
Mitovy hevitra: manozona ~ misahato ~ misariko ~ mitsitsika
¶ Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa
Mitovy hevitra: manalikalika ~ manao teny maharary ~ manao vava ratsy ~ manevateva ~ maniratsira ~ mikizaka [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to revile, to abuse, to vilify. [Richardson 1885]
 to use foul language to threaten; to curse [Hallanger 1973]
Traduction française maudire, menacer d'un langage grossier [Hallanger 1974]
Morphologie 
manompa
nanompa
hanompa
manompà
Exemples Rotsakazo kely izay no ikapohany azy, sady manompa sy miteny ratsy ireto zanany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 83]

Entrée manompà (ompa)
Partie du discours impératif du verbe actif manompa [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31