Entrée manonona (tonona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manambara amin' ny feo: Tsy hain' Isambilo ny manonona ny hoe "tsa"
Milaza (anaran' olona): Aza fady, tompoko, fa nanonona ny anaranao aho
Milaza (anaram-bola): Nanonona telo arivo Rakoto tamin' ny vokatra [1.1]
Explications en anglais To pronounce, to speak a name [1.7]
Explications en français Prononcer [1.8, 1.5]
 Dire le nom de quelqu'un [1.8]
 Dire le nom [1.5]
Exemples 
1Nisaotra ny olona rehetra namaly ny fiantsoana izy, ary nanonona anarana sy nampiseho tsirairay ireo olona rehetra teo akaikiny. [2.472]
2Ary ny olona aty Merina kosa manonona ireo andro 7 ireo hoe: [2.48]
Morphologie 
Présent : manonona
Passé : nanonona
Futur : hanonona
Impératif : manonòna

Entrée manonona (onona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manony, manaketraka, mampitony, manalefaka: Manonona ny alahalo [1.1]
Explications en français Calmer, apaiser [1.3]
Morphologie 
Présent : manonona
Passé : nanonona
Futur : hanonona
Impératif : manonòna

Entrée manonòna (onona, tonona)
Partie du discours impératif du verbe actif manonona [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20