Entrée mantsy
Partie du discours   particule [liste]
Définition malgache   jereo manko [Rajemisa 1985]
Définition française   comme manko [Abinal 1888]
Exemples   Tsy ho hitako intsony mantsy Razay. [Rajohanesa: Kintana]

Entrée mantsy
Partie du discours   préposition [liste]
Définition malgache   Miantso, miteny an-dRanona: Hoy, hono ianao tamin-dRasoa mantsy, ahy: "Olona mpamitaka iny"; marina ve izany? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   referring to; also used as ornament of speech like manko [Hallanger 1973]
Définition française   rapport à, concernant; sert aussi d'ornement comme manko [Hallanger 1974]
Exemples  
1Fantatro mantsy fa tsy hifanantitra amin' izy mivady mandrakizay aho. [Andriamalala: Ranomasina, page 20]
2Ny tany mantsy tsy ilaozan' ny mpisompatra. [Andraina: Mitaraina, page 120]
3"Raha alako ra amin' ity antsy ity mantsy izao, ny mpanjaka dia ho faty; [Rabezandrina: Ikotofetsy]
4Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [Rajohanesa: Kintana]
5Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 118]
Synonymes   manko

Entrée mantsy
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tanala] maimbobe tsy zaka, mantsina [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2013/04/10