Entrée marikoditra (marika, hoditra)
Partie du discours locution
Définition malgache (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo [Rajemisa 1985]
 mihorin-koditra noho ny hatsiaka [Akademia 2005]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31