Entrée | mendrika (endrika) | ||||
Partie du discours | adjectif | ||||
Définition malgache | Enti-milaza olona (na ny fihetsiny) manana fahamboniana mitandro ny hajan' ny tenany: Lehilahy mendrika izy ka tsy mahagaga raha voafidin' ny vahoaka ¶ Tokony hanana, tokony hahazo, noho ny toetrany na ny zavabitany: Mendrika hofatzina ny olona nahavita heloka ~ Mendrika fiderana ny mpandresy ¶ Sahaza, mifanaraka, mifanentana: Hahazo valiny mendrika ny asany avy ny olon-drehetra [Rajemisa 1985] | ||||
Traduction anglaise | worthy, deserving, dignified (distinguish from miendrika) [Hallanger 1973] | ||||
Traduction française | digne, qui mérite; (à distinguer de miendrika) [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||
Exemples |
| ||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |