Entrée metaly
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ny volamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra [1.1]
Explications en anglais Metal [1.7]
Explications en français Métal [1.3, 1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 
Origine Français: métal.
Analogues  mineraly ~ vy ~ valovoka ~ varahina ~ varahimaitso ~ vifotsy ~ fanitso ~ firaka ~ firapotsy ~ firamainty ~ halimo ~ volavelona ~ volafotsy ~ volamena ~ andriamby ~ taimby

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31