Entrée miadala (adala)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana
¶ Tia loatra, matimaty: Niadalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   To be simple, unwise, or silly. [Richardson 1885]
Traduction française   Tenir trop à, être passionné pour: Miadalam-bola izy (Il tient trop à l'argent) [Abinal 1888]
Morphologie  
miadala
niadala
hiadala
miadalà
Analogie   miadaladala

Entrée miadalà (adala)
Partie du discours   impératif du verbe actif miadala [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Traduction française   [Abinal 1888]

Mis à jour le 2013/09/04