Entrée miadaladala (adaladala (adala))
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadaladala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana
¶ Tia loatra, matimaty: Niadaladalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   To be simple, unwise, or silly. [Richardson 1885]
Morphologie  
miadaladala
niadaladala
hiadaladala
miadaladalà
Synonymes   miadala

Entrée miadaladalà (adaladala (adala))
Partie du discours   impératif du verbe actif miadaladala [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Traduction française   [Abinal 1888]

Mis à jour le 2013/04/10