| Entrée | 1 adaladala |
| Radical | 2 adala |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 enti-milaza olona kely saina, tsy misy loha, fatra-panaonao foana sady miseho ho bado, tsy mahazo tsara na oviana na oviana izay lazaina aminy: adaladala ilay vahinin-dry zareo ato atsimo: nahazo vorona izy, ka ny volom-bodiny no nongotany fa tsy ny elany, ka lasa nanidina ilay vorona [1.1] |
| Explications en français |
5 étourdi, un peu fou [1.3, 1.5] 6 insolent [1.5] |
| Exemples |
7 Toa adaladala no fihevitr' izay nanontaniako ahy!
[2.5]
8 Tahaka ny adaladala indray ny olona nahita izany rehetra izany. [2.472] 9 fa be adaladala ny olona taloha, tsy mba tahaka ny hendry ankehitriny. [2.48] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 19 misy kely, nahafahana, kaondrana, vendrana, tangoarara, fondrana, baibo, zanakalo, tsy tohinina, manangan-tsampona, toraiky, ondranondranana, kidramadrama, manondrana, manasatsasaka, mirendrirendry, mitanendrinendrina, mitandrantandrana, mitondrantondrana, mitondrintondrina, mitondrendrena |
| Proverbes | 20 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/07 |
|