|
|
|
|

Entrée1 mialoha
Radical  2loha
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina.
5Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý. [1.1]
Explications en anglais  6to precede, to go before.. [1.2]
7to go before, to precede; beforehand. [1.7]
Explications en français  8précéder; avant, à l'avance. [1.8]
Exemples  9 Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324]
10 Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely. [2.470]
Morphologie 
11 Présent :
12 Passé :
13 Futur :
14 Impératif :
Tous les mots composés  153 combinaisons de ce mot
Proverbes  16 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 alamohy, 18 amolahy, 19 ilamaho, 20 mahailo, 21 mahaoly, 22 mailaho, 23 mialoha, 24 miloaha, 25 miolaha

Mis à jour le 2025/11/02