Entrée | mianina (anina) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||||||
Définition malgache | Miato kely, mitsahatra tsy mandroso: Tsy nandeha adiny iray akory izahay dia nianina teo ambody hazo midoroboka iray ¶ Mijanona tsy mandeha intsony, tsy avy intsony (orana): Tamin' ny telo maraina vao nianinany orana sy ny rivotra ¶ Mifaly, afapo amy...: Tsy tokony hianina amin' ny fahafzana efa azo fa tokony hanitatra ihany [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
mionona, afa-po amin' izay efa ao [Rabemolaly: Fary] | |||||||||||||||||
Traduction anglaise | to cease, to stop, to stop crying, to have one's grief assuaged. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||||||
Entrée | mianìna (anina) | ||||||||||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mianina | ||||||||||||||||
Définition malgache | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Traduction française | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |