Entrée miavona (avona)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany [...]
Mitovy hevitra: be taim-bava ~ mangeto-bava ~ midaondaom-bava [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction française   être orgueilleux, fier [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   être dédaigneux [Abinal 1888]
   faire le délicat, la petite bouche [Abinal 1888]
Exemples  
1
izaho ity hoy ilay zaza miavona
iza no anaranao?
[Fox: Hainteny, numéro 316]
2Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe: [Andriamalala: Taolambalo, page 50]
Morphologie  
miavona
niavona
hiavona
miavòna
Mots composés, titres, noms  

Entrée miavòna (avona)
Partie du discours   impératif du verbe actif miavona [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Traduction française   [Abinal 1888]

Mis à jour le 2015/04/04